kolontsaina

Fampahafantarana ny “Bandy rangahy” Ho etsy 67 ha indray i Samoela


  • Talata 27 Desambra 2022

Etsy amin’ny Karaoke Mia 67ha no fotoana miaraka amin’i Samoela ao anatin’ny fampahafantarana ilay rakikirany farany mitondra ny lohateny hoe “Bandy rangahy”.

Rahampitso 28 desambra manomboka amin’ny 9 ora alina io, hoy ny fanentanana. Raha tsiahivina ny tantaran’ny “Bandy rangahy” dia nialohavan-dry “Mampirevy”, “Manatosaka”, “Efa sy dimy”, “Efa sy folo” hatraty amin’ny “Bandy akama” sy “Efa sasany latsaky dimy” tamin’ny fankalazana ny faha 25 taonan’ny tarika farany teo moa, hoy I Samoela. Ireo boay kely tamin’izany fotoana dia efa mba mahatsapa fa mba efa olon-dehibe ihany amin’izao fotoana izao satria ny tarika aza efa nandia 25 taona be izao. Efa mahatsapa fa mba efa mba rangahy ihany izahay, hoy hatrany I Samoela, mba efa nitombo fahamatorana, efa “Bandy rangahy”.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT