- Alatsinainy 06 Febroary 2023
kolontsaina.TENY GASY Meday alimo, nampisinda tandrifin-drahona mandavantaona
Fitsenàna makotroka, olona marobe manemitra ny arabe, hirahira tsy misy vidim-pidirana, afomanga, kabary mahazatra. Dia ?
Hamaky ny tohinyFitsenàna makotroka, olona marobe manemitra ny arabe, hirahira tsy misy vidim-pidirana, afomanga, kabary mahazatra. Dia ?
Hamaky ny tohinyEtsy amin’ny Karibotel Analakely no fotoana iarahana amin’ny mpanakanto ara-pilazantsara no sady mpitondra fivavahana, Stenny, rahampitso sabotsy.
Hamaky ny tohinyHo fanehoana ny fanombohan’ny asa fanamboarana ny tilikambon’ny Fiangonana ao amin’ny Rovan’Antananarivo, dia niantso solontena vitsivitsy tamin’ny taranak’Andriana (ny Andriamanjaka izany) ny Ministera.
Hamaky ny tohinyMiketriketrika sy manomana rakitsary iarahana amin’ny zanany, Herix, amin’izao fotoana izao I Hery Puissance, raha ny fampitam-baovao avy amin’i Herix.
Hamaky ny tohinyTaorian’ny andiany voalohany ny taona 2020 dia notolorana ny mari-pankasitrahana noho ny kanto nasehon’izy ireo
Hamaky ny tohinyNafampana tetsy Mahamasina sy Anosy omaly noho ny fifanolanana eo amin’ny samy artista ary ny artista sasany sy ny Minisiteran’ny serasera sy ny kolontsaina.
Hamaky ny tohiny