kolontsaina

Teny malagasy anaty literatiora Ho velabelarina ny tsy fahafehezana azy


  • Alarobia 01 Martsa 2023

Toy ny fanaon’izy ireo isaky ny alarobia voalohany amin’ny volana dia hisy indray ny famelabelaran-kevitra atolotry ry zareo eo anivon’ny Famoloana telozoro anio alarobia 1 martsa.

Ny mikasika “Ny tsy fahafehezana ny teny malagasy ao anaty literatiora” no ho velabelarina ao amin’ny Efitrano Dox etsy amin’ny tranombokim-pirenena Anosy amin’io, hoy ny fanazavana. Heriarilala Ratsimbazafy kosa no hitondra ny famelabelarana. Eny am-pamoloana indray izany no fotoana, hoy ny fanentanana.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • Rovan’Ambohitratrimo,
  • Talata 28 Aprily 2026

nahitana tavoahangy nisy pétrole

  • Nanandratra avo ny gadona Tsapiky
  • Alatsinainy 20 Aprily 2026

Anisan’ny notoloran’ny

  • MPANANKATO NICO -LAH-STAR
  • Alatsinainy 20 Aprily 2026

Maty nisy nisompatra

  • Honorat Fou hehy
  • Zoma 17 Aprily 2026

Efa tsara fandraisana

  • Festival de Tsapiky
  • Alatsinainy 13 Aprily 2026

Nafaran’ny fitondram-panjakana manokana i Tirike

Hijery ny tohiny
FTT