kolontsaina

Poopy 40 taona an-tsehatra Manomana seho goavana amin’ny Palais des Sports


  • Alakamisy 02 Martsa 2023

Nampahafantatra tao amin’ny pejiny fesiboky i Ramahavalisoa Helihanta Josée na Poopy, anarana ahafantaran’ny

maro azy eo amin’ny habaky ny kanto nilaza fa “Am-pitiavana be ary no hilazako ofisialy eto fa ny alahady 30 aprily 2023 ao amin’ny Lapan’ny Kolontsaina sy fanatanjahantena Mahamasina no fotoana hifanomezantsika hankalazana sy hahatsiarovana izay 40 taona niarahana izay”. Nambarany fa “ho goavana io seho io”, izay karakarain’ny Théâtrône ka maniry ny hahita ireo mpankafy hatrizay ka hatramin'izao izy.
Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT