kolontsaina

Volan’ny poezia Hanolotra velan-kevitra ny Faribolana sandratra


  • Alakamisy 02 Martsa 2023

Volan’ny poezia ny volana martsa, raha ny fanentanana nataon-drizareo eo anivon’ny Faribolana sandratra. Ho fanamarihana izany indrindra,

hoy ity fikambanana poeta ity, dia hisy ny velan-kevitra momba ny soratra izay atolotr’izy ireo miaraka amin’ny minisiteran’ny serasera sy ny kolontsaina ny tolakandron’ny 8 martsa izao. Hamelabelatra momba ny “Fiainana miaraka amin’ny soratra” ny poeta, Nofy. Hizara ny hoe “Izay voasoratra dia voasoratra” kosa ny poeta, Mahefa, amin’io fotoana io, hoy hatrany ny fanazavana.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT