kolontsaina

Inah, Mbola talenta, Fanilo Poppin’s, Mirana Etsy amin’ny Piment Café indray ny fotoana!


  • Alakamisy 02 Martsa 2023

Etsy amin’ny Piment Café Behoririka indray no fotoana manaraka miaraka amin-dry Inah, Mbola Talenta, Fanilo Poppin’s,

Mirana ny zoma 10 martsa izao. Andro zoma io, hoy ny fanentanana, ka heverina fa ho zoma mahafinaritra ao anatin’ny revy akostika nahalalana ireto mpanan-talenta ireto hatramin’izay hatrany. Amin’ny maha “cabaret” na lanonana takariva azy moa dia hifanakaiky kokoa ireo mpanakanto sy ny mpanotrona ao an-toerana amin’io fotoana io. Andrasana araka izany na ny fiangaliana ny famoronan’ireo mpanakanto isanisany fa indrindra koa ireo fikaloana ny sangan’asan’ireo mpanakanto namany hafa amin’izay fomba gasigasy na akostika izay.

J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT