kolontsaina

Eliace Ralaiarimanana «Ny haizina mbola hazava»


  • Alarobia 07 Jona 2023

Mankahery antsika vahoaka malagasy, hoy ny mpanao politika Kristianina,Eliace Ralaiarimanana. Aza kivy isika fa ny haizina mbola hazava, hoy izy.

Ny ratra mety sitrana. Ny alahelo mbola hisava. Ny fery tsy maintsy ho maina. Manàna finoana fa tsy maintsy tafita isika vahoaka malagasy. Tsy hamela antsika vahoakany irery izany Andriamanitra fa tsy maintsy hampandresy an'izay matoky sy mahatoky azy izy. Aza mitonona ho mpanao politika raha ny fitiavan-tena sy kajikajy hampetipety ny fiainanao no hilazanao fa tia tanindrazana! Tsy rariny amiko raha ny fikendrena hanam-be no lazaina fa fitiavan-tanindrazana. Andao ny firenena no tsinjovina ary ny soa iombonana no katsahina, hoy hatrany ity mpanao politika ity.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT