- Talata 02 Jona 2020
kolontsaina.Fananganana ny Colisée Tsy misy zava-pantatray io, hoy ny Tranoben’Imerina
Mikasika ny ady hevitra miseho lany amin’ny fananganana ny “Colisée” eny amin’ny faritry ny Rovan’i Manjamiadana ataon’ny fitondram-panjakana ankehitriny dia nanambara mazava ny filohan’ny Tranoben’Imerina, ny Andriana Randrianatoandro Robert,
Hamaky ny tohiny