kolontsaina

Hetsi-panoherana ny Kianja masoandro Tsy hijanona ny Malagasy ao La Reunion


  • Alakamisy 02 Jolay 2020

« Colisée de la Honte », izany hoe Kianja masoandron’ny fahamenarana na koa hoe mahamenatra, no hiantsoan’ireo malagasy manohitra ny fananganana ny Kianja masoandro ao anatin’ny rovan’Antananarivo monina atsy La Reunion. Mitohy araka izany ny fitakian’izy ireo hanesorana ity fotodrafitrasa ity ao an-dRova.

 

 


 Hisy indray ny sabotsy 11 jolay izao ny hetsika hatao ao St Pierre ary saloran’izy ireo ny anarana hoe Hetsika fotsy mena maitso hatrany. Tongava maro hiara-hankalaza ny fandresena tamin’ny tolona Ambohitrimanjaka, hanohy ny tolona amin’ny fandravana ny Colisée de la Honte, hoy ny teny fanentanan’izy ireo.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT