kolontsaina

Tarika Rakoto Frah Juniors “Tsy misy ho antenaina intsony ity taona ity”


  • Zoma 19 Jona 2020

Ny volana mey teo izahay no tokony nanainga hanao fitetezam-paritra tany Frantsa,

 

 

 

 

hoy i Rapa na Patrice Ratsimbazafy, filohan’ny tarika Rakoto Frah Juniors. Najanon’ny mpikarakara anefa izany nohon’ny krizy ara-pahasalamana ateraky ny COVID 19. Misy hetsika tokony hiandry any amin’ny volana septambra sy novambra any saingy rehefa mijery ny toe-draharaha dia aleo manomana ny taona 2021, hoy hatrany ny tarika, satria ity 2020 ity tsy misy ho antenaina intsony. Ny sodina izao ato aminay amidy 5000 ariary raha toa ka 10.000 ariary no tena vidiny, hoy ny filohan’ny tarika amin’ny fotoana ara-dalana.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT