kolontsaina

National Geographic Society Awards Mpikaroka Malagasy no nahazo ny loka


  • Alarobia 14 Oktobra 2020

Jeannie Raharimampionona, teratany Malagasy, no nisalotra ny loka “National Geographic Society – Buffet Awards for Conservation in Africa and Latin America 2020”.

 

 

Izy dia mpikaroka misehatra amin` ny fiarovana an` i Madagasikara. Noho ireo vokam-pikarohana nataony momba ny zava-boahary sy ny tontolo iainana no nahatonga azy nibata ny laharana voalohany. Raha tsiahivina dia noho ny fanomezana nataon` ny Fondation Howard G. Buffet ny taoan 2002 no nipoiran` ity hetsika ity ho fankasitrahana ny asa sy fandraisana anjara ataon` ireo mpikaroka amin` ny fampivoarana sy ny fampiharana ny fiarovana amin` ny fireneny.

 

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT