- Alatsinainy 16 Novambra 2020
kolontsaina.Fitokanana ny Colisée Mampametra-panontaniana maro
Mampametra-panontaniana maro ny fisian’ny colisée anaty rovan’Antananarivo
Hamaky ny tohinyMampametra-panontaniana maro ny fisian’ny colisée anaty rovan’Antananarivo
Hamaky ny tohinyNy fomba amam-panao sy ny hasina ao anaty soatoavina sy kolontsaina Malagasy dia nazera sy nosihosena, hoy ny filohan’ny fikambanan’ny mpitsabo nentim-paharazana Malagasy, Josephin Andriandrainarivo.
Hamaky ny tohinyAnisan’ny raharaha nitana ny sain’ny maro teto amintsika ny lalana nodiavin’ny orinasa orinasa Mpitsabo Malagasy FITRAMA, tantanan-dRafanomezantsoa Jean Nirina.
Hamaky ny tohinyNajoro ny vovonana Madagascar Lemurs Portal mha hahafahana mizara ny tahirin-kvitra mahakasika ny varika amin` ny alalan` ny teknolojia. Niara nisalahy tamin`ny fanatanterahana izany ny « Groupe d`Etude et de recherches sur les primates » (GERP),
Hamaky ny tohinyZava-dehibe ny fikajiana sy fampiroboroboana ny kolontsaina satria maneho ny maha izy azy ny firenena iray, rohy amin`ny taranaka ho avy ary foto-pivelomana.
Hamaky ny tohinyNanao fanambarana nosoniavin’ny Sekretera Jeneraliny Atoa Riana Randriamasinoro ny Antoko TIM omaly 05 novambra. Mahatsapa ny antoko fa voahosihosy ny Soatoavina sy ny hasina Maha-Malagasy tamin’ny fametrahana ny “colisée” ao anatin’ny Rovan’Antananarivo.
Hamaky ny tohiny