kolontsaina

Marika Malagasy “Made For a Woman” Nandrombaka ny amboara « Best Commitment »


  • Alakamisy 15 Jolay 2021

Nahazo ny anaram-boninahitra na prix « Best Commitment » ny marika Malagasy Made For a Woman. Amboara iraisam-pirenena azo amin’ny alalan’ny fifantenana handray anjara ao anatin’ilay fifaninanana antsoina

hoe Better World Fund izy io. Ity marika Malagasy ity araka izany no nandrombaka ny “Better World Fund 2021”. Ny Made For a Woman moa dia marika Malagasy mifantoka amin’ny famokarana lamaody vita amin’ny Rafia. Tamin’ny alalan’ny horonantsary tanatin’ity fifaninanana voalaza teo izay mifanindran-dalana amin’ny andiany faha 74 amin’ny hetsika ara-tsarimihetsika iraisam-pirenena na “Festival de Cannes” any Frantsa ity , araka izany, no nahitana ny hakanton’ity vokatra Malagasy ity.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT