• Alatsinainy 06 Septambra 2021
kolontsaina.Olombelo Ricky Hitondra “Mozika ts’isy farany”

Etsy amin’ny Canal Olympia, Akoor digue, no fotoana miaraka amin’i Olombelo Ricky ny 25 septambra izao. Hitondra “Mozika ts’isy farany”,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Septambra 2021
kolontsaina.Asa fanaovan-gazety Nodimandry i Dany be

Misaona indray ny tontolon’ny fanaovan-gazety sy ny fikirakirana sary an-gazety na “photo journal” satria dia niamboho teo amin'ny faha 86 taonany omaly

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Septambra 2021
kolontsaina.SK Melody Mandriambero Hitondra ny “Satria tiako” i Poopy

Etsy amin’ny SK Melody Mandriambero ny fotoana ny alahady 5 septambra izao miaraka amin’I Poopy. Elaela no tsy nahenoana ity mpanakanto mpivoy hira milanto

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Septambra 2021
kolontsaina.Fitoriana ny filohan’ny ANTM Toherin’ny FITRAMA amin’ny heriny manontolo

Misy fitoriana mpanao gazety mandeha eny amin’ny polisy eny Ambohidahy amin’izao. Omaly no nandeha ny fakana am-bavany izany mpanao gazety izany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 31 Aogositra 2021
kolontsaina.Tontolon’ny Ba gasy Nodimandry i Gaston Andrianony

Misaona ny tontolon’ny mozika Ba gasy satria dia nodimandry omaly maraina teo amin’ny faha 85 taonany ny isan’ny tompon’izany bahan-kira izany fahavelony, Gaston Andrianony.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Aogositra 2021
kolontsaina.Bodo sy Njakatiana Hifanakalo hira

Hifanakalo hira in-droa miantaona I Bodo sy Njakatiana ny 5 septambra sy 12 septambra izao. Hampiavaka ny hetsika, raha ny fanazavan’izy mianadahy ireto,

Hamaky ny tohiny
FTT