kolontsaina

Mr Sayda Hitondra “Revy Ma Tsiro” eny Sabotsy Namehana


  • Alakamisy 15 Jolay 2021

Eny amin’ny Ma Tsiro Resto Sabotsy Namehana no fotoana miaraka amin’i Mr Sayda ny sabotsy faha 7n’ny volana aogositra izao.

 

Araka ny anarana nomena ity fampisehoana anaty toeram-pisakafoana ity dia mampanantena hitondra “Revy Ma Tsiro” ity kintan’ny vazo miteny maoderina ity. “Hantakely”, “Mba marina anie”, “Ilay tiako indrindra”, “Nenina”, “Tia anao aho”, “Vokatry ny foko” sy ireo lohateny maro namantarana an’izany Mr Sayda izany hatreto, araka izany, dia inoana sy antenaina fa ho heno eny an-toerana amin’io fotoana io avokoa. Mbola ao anaty hahamehana ara-pahasalamana hatrany moa isika ka dia ho hajaina ny fepetra rehetra ho an’ity alina ity.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT