kolontsaina

Olombelo Ricky Hitondra “Mozika ts’isy farany”


  • Alatsinainy 06 Septambra 2021

Etsy amin’ny Canal Olympia, Akoor digue, no fotoana miaraka amin’i Olombelo Ricky ny 25 septambra izao. Hitondra “Mozika ts’isy farany”,

 araka ny lohanteny nampitondraina ity fampisehoana ity moa ny tarika amin’io fotoana io, raha ny fanentanana natao. “Mozika ts’isy farany, zarainay aminao am-pitiavana, mozika feno fanahy, zarainay aminao fa aza manahy” moa, hoy ny tononkira, izany hoe anjaran’ireo rehetra izay tonga ao no manohy izany rehefa tontosa ny fifampizarana. Inoana fa hanakoako eny an-toerana ihany koa ireo hira nahafantarana izany Olombelo Ricky izany hatramin’izay toy ny “Odiaina”, “Taratra hazavana”, “Tretrika” sy ny maro hafa.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT