kolontsaina

SK Melody Mandriambero Hitondra ny “Satria tiako” i Poopy


  • Zoma 03 Septambra 2021

Etsy amin’ny SK Melody Mandriambero ny fotoana ny alahady 5 septambra izao miaraka amin’I Poopy. Elaela no tsy nahenoana ity mpanakanto mpivoy hira milanto

 ity ka dia eny indray izany izy no hanolotra ny fampisehoana nampitondrainy ny lohanteny hoe “Satria tiako” amin’io fotoana io. Fampisehoana anaty trano arahana fisakafoana sy fisotroana, mazava ho azy, ary hanolorany ireo hira nahafantarana azy hatramin’izay sy ireo faramparany taty aoriana. “Niova dika”, “Izay manao ny marina”, “Fitia voarara” sy ireo hira nahafantarana azy hatramin’izay dia hinoana fa hanakoako ao indray amin’io fotoana io.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT