kolontsaina

Bodo sy Njakatiana Hifanakalo hira


  • Zoma 27 Aogositra 2021

Hifanakalo hira in-droa miantaona I Bodo sy Njakatiana ny 5 septambra sy 12 septambra izao. Hampiavaka ny hetsika, raha ny fanazavan’izy mianadahy ireto,

 dia ny hoe ny 70%n’ny hiran’I Bodo no hiarahany mihira amin’I Njakatiana ny 5 septambra ary ny mifamadika amin’izay kosa ny 12 septambra, izay samy ho tontosaina ao amin’ny CC ESCA Antanimena avokoa izany rehetra izany. Hisy 30%n’ny hiran’ny andaniny sy ankilany koa anefa mazava ho azy hifandimbiasana hiraina toy izany amin’ireo fotoana ireo. Samy manana ny hanitra ho azy ary mitovy fa tsy sahala ireo seho miisa 2 ireo, hoy I Njakatiana. Mendrika zavatra tsara koa ianareo mpankafy, hoy kosa I Bodo.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT