kolontsaina

Faribolana Sandratra Hanao antsa fanairana ny mpandoro tanindrazana


  • Alatsinainy 15 Novambra 2021

Hanao antsa fanairana ny mpandoro tanindrazana etsy amin’ny Ivokolo Analakely ny zoma 19 novambra izao ireo poeta mivondrona ao anatin’ny fikambanana Faribolana Sandratra.

 “Hafatry ny zanako ho an’ireo mpandoro tanindrazana” no lohateny nampisalorana ity antsan-tonokalo ity. Ho tsaroana manokana ao anatin’ny hetsika hatrany ny poeta andrarezina efa nodimandry, Elie Rajaonarison, izay mpikamban’ny Faribolana Sandratra rahateo fahavelony. Ny tolakandron’io zoma io izany no fotoana ao amin’ny efitrano teatra Charles Ravaloson.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT