kolontsaina

Apost sy Kiaka Hiara-hankalaza ny faha 35 taona


  • Alatsinainy 15 Novambra 2021

Revy rock lehibe ho famaranana ny faha 35 taona niakaran’izy ireo an-tsehatra no ho entin’ny tarika miisa 2

 andrarezina Malagasy amin’ity taranjana mozika mavesatra ity ny alahady 5 desambra 2021 izao. Somary voafetra ihany anefa ny toerana, raha ny fanazavan’ny mpikarakara, satria dia ao amin’ny PK OO Madarail Soarano no voatendry hanaovana azy ity. Antony io hampirisihan’izy ireo hanaovana famandrihan-toerana dieny izao. Tsy iza moa ireto tarika ireto fa ny tarika Apost sy Kiaka.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT