kolontsaina

Kolotsaina Notolorana mariboninahitra ny Grand Maître Tianjama


  • Zoma 21 Oktobra 2022

Notolorana mari-boninahitra ny mpanakanto grand maître Tianjama izay andrarezin’ny mozika any amin’ny faritra Sofia.

Betsaka loatra mantsy ireo mpanakanto efa nivoaka sy nalaza noho ny fiaraha-miasa taminy , antony nanomezana sy nanolorana azy ny mari-boninahitra ambony « commandeur de l’ ordre des arts ‚ des lettres et de la culture”. Ny talem-paritry ny serasera sy ny kolontsainy any Sofia ‚ Rasolofoson Emile no nanolotra izany ho azy omaly. Dibo-kafaliana tanteraka izy raha nandray izany ka nankasitraka ny fitondram-panjakana ‚ izay nahatsiaro azy manokana sy nanome voninahitra azy . Fitetezam-paritra any ivelany no hamaranan’ny grand maitre Tianjama ny fandaharam-potoanany amin’ity faran’ny taona 2022 ity raha tsy misy ny sampona.
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT