kolontsaina

Tarika Babai Lugu Efa eto an-tanindrazana


  • Talata 08 Novambra 2022

Efa eto an-tanindrazana amin’izao fotoana izao ny tarika Babai Lugu. Raha ny fampitam-baovao moa dia eto

Antananarivo no hisy ny seho lehibe tokana ho ataon’izy ireo ny tolakandron’ny Alahady 11 desambra 2022 ao amin'ny CC ESCA Antanimena. Ho avy hizara sehatra aminay amin'io andro io, hoy izy ireo, i Marco Klarck , Jenny Raharivola, The Family sy i FIFIH . "Miray Marotady" no lohateny nampitondrana io seho iray io, hoy hatrany ny tarika.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : kolontsaina

  • « 25 taona isika ! »
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Mafy ny fifamatoran-dry

  • Faha 50
  • Zoma 18 Septambra 2026

taonan’ny tarika Voamaintilany

  • Rovan'i Madagasikara
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafapetraka ireo jiro manome endrika miavaka

  • Fiverenan'i Nono an-tanindrazana
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Fahombiazana ny "Tamberina"

  • FIKAMBANANA NY APINGA
  • Talata 08 Septambra 2026

Hampitombo isa ireo olona

  • FIHEZAMA, Sampana Karaté
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

Nandray ny toerany ny

Hijery ny tohiny
FTT