Fandriampahalemana

Tsy fandriampahalemana ao Atsimondrano Mampitrifana ny mponina


  • Sabotsy 10 Martsa 2018

Mbola olana ao Atsimondrano ny tsy fandriampahalemana ka mahavaky vava ireo mponina mihitsy hoe tsy manan-kohanina ve izahay tsy hangalatra, hoy ny depiote voafidy tao an-toerana, Voahangy Raharimanarivo.

 

Ny hany azo ambara dia ny hoe mahareta fa efa akaiky ny fifidianana. Efa nisy ihany ny fifampiresahana tamin’ireo mpitandro filaminana eny an-toerana, rah any fanazavany, hitadiavana vahaolana saingy hita ho efa manomboka mampitrifana ny vahoaka, araka izany, ny zava-misy eto amin’ny firenena. Manoloana ny fanambarana izay nataon’ny minisitry ny raharaham-bahiny tany Frantsa mikasika ny datim-pifidianana kosa dia nilaza ny heviny amin’ny maha parlemantera azy ny tenany ary nanambara fa efa manao izay tiany atao mihitsy ny fitondrana ary manao tsinontsinona ny gasy satria any andafy no manao fanambarana mikasika zavatra tsy mbola voadiniky ny parlemantera avy eto an-toerana akory.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • Halatra « taxi »
  • Zoma 19 Jona 2026

teny Vontovorona Olona miisa 3 no voasambotra

  • MAROANTSETRA
  • Alarobia 03 Jona 2026

Tratra ny mpamaky fasana roalahy

  • ENTANA HALATRA TANY TSIROANOMANDIDY
  • Alakamisy 11 Septambra 2025

Tratra tao amina sekoly iray tao Mahamasina

  • Mpangalatra finday amidy eny an-tsena
  • Zoma 28 Febroary 2025

Mampiasa tahon-kifafa petahana siligaoma

  • Fifampitifirana nahery vaika tao Toamasina
  • Alarobia 22 Janoary 2025

Jiolahy 4 maty, basy PA 2 azon’ny polisy

  • FAMONOANA LAHY ANTITRA TAO ANJEVA GARA
  • Zoma 25 Oktobra 2024

Ny sakaizany taloha sy ny mpiambina ny tananany no tompon’antoka

Hijery ny tohiny
FTT