RONGONY 63 GONY SARONA

Ilay tovolahy tratra nifoka no nanondro ny tompony


  • Talata 01 Oktobra 2024

Rongony 63 kilao, nafatratra tao anaty gony miisa dimy, no tratran'ny zandary tao Ambaribe fokontany Fiakarana

kaominina ambanivohitr’Ambohitrimanjaka, ny 28 Septambra teo.Lehilahy iray tratran'ny zandary nifoka no nibaboka ary nanondro ny mpamatsy azy. I Beloha, no tompon'ireo rongony ireo, izay tratra tao an-tranony niaraka tamin'ireo gony miisa 5 voalaza etsy ambony. Nosamborina ny anaolahy vokatr’izany. Izy mantsy raha tsiahivina no mpanaparitaka rongony amin’ireo tanora eny an-toerana izay tsiahivina fa sady manimba sy mandoto tanana no manapotika ny ho avin’iretsy voalohany ihany koa.
Pati
Legende : I Beloha sy ilay tovolahy kely mpividy rongony aminy !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • Halatra « taxi »
  • Zoma 19 Jona 2026

teny Vontovorona Olona miisa 3 no voasambotra

  • MAROANTSETRA
  • Alarobia 03 Jona 2026

Tratra ny mpamaky fasana roalahy

  • ENTANA HALATRA TANY TSIROANOMANDIDY
  • Alakamisy 11 Septambra 2025

Tratra tao amina sekoly iray tao Mahamasina

  • Mpangalatra finday amidy eny an-tsena
  • Zoma 28 Febroary 2025

Mampiasa tahon-kifafa petahana siligaoma

  • Fifampitifirana nahery vaika tao Toamasina
  • Alarobia 22 Janoary 2025

Jiolahy 4 maty, basy PA 2 azon’ny polisy

  • FAMONOANA LAHY ANTITRA TAO ANJEVA GARA
  • Zoma 25 Oktobra 2024

Ny sakaizany taloha sy ny mpiambina ny tananany no tompon’antoka

Hijery ny tohiny
FTT