Fandriampahalemana

Mpanao vola sandoka Voasambotry ny FIP ny roalahy


  • Sabotsy 01 Septambra 2018

Ela nanaovana fangalapiery tamin’ny mpitandro ny filaminana fa tra-tehaka tao Ankirihiry-Avaratra ihany omaly zoma 31 aogositra ireo mpanao vola sandoka tao Toamasina.

Voasambotry ny hery vonjitaitran’ny Polisy na FIP Toamasina ny roalahy. Sady mpanao vola sandoka izy ireo no mpisoloky milaza mahay mampitombo vola. Nikasa ny mbola hitsoaka ireto olon-dratsy ireto saingy efa voatemitra polisy ka tsy afa-bela ary dia noraisim-potsiny. Ny fipoahan’ny fitaovana fanamboarana vola sandoka no voalaza fa nanamora ny fahitana azy ireo rehefa notsongoina dia hatrany. Nahitana ody gasy toy ny fonoka tao anaty harona plastika koa tany amin’izy ireo.

Nangonin’i Jean D.

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • Halatra « taxi »
  • Zoma 19 Jona 2026

teny Vontovorona Olona miisa 3 no voasambotra

  • MAROANTSETRA
  • Alarobia 03 Jona 2026

Tratra ny mpamaky fasana roalahy

  • ENTANA HALATRA TANY TSIROANOMANDIDY
  • Alakamisy 11 Septambra 2025

Tratra tao amina sekoly iray tao Mahamasina

  • Mpangalatra finday amidy eny an-tsena
  • Zoma 28 Febroary 2025

Mampiasa tahon-kifafa petahana siligaoma

  • Fifampitifirana nahery vaika tao Toamasina
  • Alarobia 22 Janoary 2025

Jiolahy 4 maty, basy PA 2 azon’ny polisy

  • FAMONOANA LAHY ANTITRA TAO ANJEVA GARA
  • Zoma 25 Oktobra 2024

Ny sakaizany taloha sy ny mpiambina ny tananany no tompon’antoka

Hijery ny tohiny
FTT