Fandriampahalemana

ISOTRY Mpangalatra iray tratra niaraka tamin’ny antsy lava lela


  • Talata 16 Martsa 2021

Lehilahy iray 26 taona no tratran’ny Polisy miasa ao amin’ny kaomisarian’ny CSP4 Isotry ny alin’ny 14 martsa lasa teo.

 

 

 Niaraka tamin’ny antsy lava lela io tovolahy io, fitaovana izay fantatra fa tsy misaraka aminy rehefa handeha hangalatra izy. Misy amin’ireo olona mifanehitra aminy mantsy no rahonany amin’ny antsy mba hamoaka izay any am-paosiny, indrindra fa ireo tara fodiana. Tokony ho tamin’ny 08 ora sy sasany alina no nitrangan’izany. Mitohy araka izany ny fisafoana hataon’ny polisy eny amin’iny faritra iny, hahafahana mamongotra ireo mpanao ratsy rehetra eny amin’ny manodidina.

 Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • Halatra « taxi »
  • Zoma 19 Jona 2026

teny Vontovorona Olona miisa 3 no voasambotra

  • MAROANTSETRA
  • Alarobia 03 Jona 2026

Tratra ny mpamaky fasana roalahy

  • ENTANA HALATRA TANY TSIROANOMANDIDY
  • Alakamisy 11 Septambra 2025

Tratra tao amina sekoly iray tao Mahamasina

  • Mpangalatra finday amidy eny an-tsena
  • Zoma 28 Febroary 2025

Mampiasa tahon-kifafa petahana siligaoma

  • Fifampitifirana nahery vaika tao Toamasina
  • Alarobia 22 Janoary 2025

Jiolahy 4 maty, basy PA 2 azon’ny polisy

  • FAMONOANA LAHY ANTITRA TAO ANJEVA GARA
  • Zoma 25 Oktobra 2024

Ny sakaizany taloha sy ny mpiambina ny tananany no tompon’antoka

Hijery ny tohiny
FTT