Fandriampahalemana

Fatina karàna teny Mangasoavina Nosamborina i Mainty


  • Alatsinainy 03 Jolay 2017

Voarohirohy ho anisan’ireo nikononkonona ny fakana an-keriny teratany karàna iray izay hita faty teny Mangasoavina Besarety, andro vitsivitsy lasa izay, i Tovoleka Be Jean na i Mainty.

 Tany Mahajanga no nahatrarana azy ny faran’ny herinandro teo rehefa nokarohina nandritry ny 6 taona. Basy vita gasy 1 sy bala miisa 56 no  fitaovana hita tao amin’ny toerana niereny ary rehefa natao ny fanadihadiana dia fantatra fa tao ihany koa ireo fitaovam-piadiana niasa tamin’ny famonoana ilay teratany karàna. Dosie miisa 11 no mahavoasaringotra an’i Mainty ary mbola karohina fatratra ihany koa moa ny namany 3 lahy izay voalaza ho nanampy azy tamin’iny vono olona tetsy Mangasoavina iny, raha ny fanazavana avy eo anivon’ny borigady misahana ny heloka bevava etsy Anosy.

Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • Halatra « taxi »
  • Zoma 19 Jona 2026

teny Vontovorona Olona miisa 3 no voasambotra

  • MAROANTSETRA
  • Alarobia 03 Jona 2026

Tratra ny mpamaky fasana roalahy

  • ENTANA HALATRA TANY TSIROANOMANDIDY
  • Alakamisy 11 Septambra 2025

Tratra tao amina sekoly iray tao Mahamasina

  • Mpangalatra finday amidy eny an-tsena
  • Zoma 28 Febroary 2025

Mampiasa tahon-kifafa petahana siligaoma

  • Fifampitifirana nahery vaika tao Toamasina
  • Alarobia 22 Janoary 2025

Jiolahy 4 maty, basy PA 2 azon’ny polisy

  • FAMONOANA LAHY ANTITRA TAO ANJEVA GARA
  • Zoma 25 Oktobra 2024

Ny sakaizany taloha sy ny mpiambina ny tananany no tompon’antoka

Hijery ny tohiny
FTT