Fandriampahalemana

Dahalo ambony latabatra Hatao hazalambo mialoha ny fifidianana


  • Alakamisy 06 Septambra 2018

Nampahafantatra ny vokatry ny fivorian-dry zareo avy eo anivon’ny zandarimariam-pirenena mikasika ny paikady hampisy fifidianana tony eto amintsika omaly ireto mpitandro ny filaminana ireto.

 

 

 Araka ny nambaran’ny komandin’ny zandarimariam-pirenena ny jeneraly Randrianjanaka Njatoharison, dia ireo mpandrisika na mpiray tendro amin’ireo mpanao asa ratsy, izany hoe : ireo dahalo ambony latabatra na “gros bonnet” no hanaovana hetsika manokana. Hetsika goavana fampandriana fahalemana hiavaka io, hoy izy ireo, tetsy amin’ny Toby Ratsimandrava Andrefanambohijanahary omaly antsoina hoe : “Mandio”. Ny hanatanterahantsika fifidianana ao anaty fitoniana no tanjona, hoy ny fanazavana. Hatao hazalambo mialoha ny fifidianana izany ireo dahalo ambony latabatra.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • Halatra « taxi »
  • Zoma 19 Jona 2026

teny Vontovorona Olona miisa 3 no voasambotra

  • MAROANTSETRA
  • Alarobia 03 Jona 2026

Tratra ny mpamaky fasana roalahy

  • ENTANA HALATRA TANY TSIROANOMANDIDY
  • Alakamisy 11 Septambra 2025

Tratra tao amina sekoly iray tao Mahamasina

  • Mpangalatra finday amidy eny an-tsena
  • Zoma 28 Febroary 2025

Mampiasa tahon-kifafa petahana siligaoma

  • Fifampitifirana nahery vaika tao Toamasina
  • Alarobia 22 Janoary 2025

Jiolahy 4 maty, basy PA 2 azon’ny polisy

  • FAMONOANA LAHY ANTITRA TAO ANJEVA GARA
  • Zoma 25 Oktobra 2024

Ny sakaizany taloha sy ny mpiambina ny tananany no tompon’antoka

Hijery ny tohiny
FTT