Ankorondrano andrefana

Toeram-piasana miisa 4 no may


  • Alatsinainy 19 Aogositra 2024

Trano hazo miisa 6 no nirehitra teny Ankorondrano andrefana ny alin’ny zoma tamin'ny 11 ora sy 45

minitra teo, raha ny fampitam-baovao voaray. Fiara miisa 2 nanakaiky ny toerana nitrangan'ny fahamaizana koa no voakasiky ny afo saingy voafehy haingana izany, hoy ny fanazavana. Toeram-piasana ny 4 tamin'ireo trano ireo raha tranon'olon-tsotra ny iray ary toerana fanatobiana fako plastika sy birao ny 2. Tonga teny an-toerana ny mpamonjy voina ka voafehy tamin'ny 12 ora sy 54 minitra ny afo. Tsy nisy kosa ny aina nafoy na olona naratra nandritra izany, raha ny fanazavana voaray ny sabotsy teo hatrany. Andrasana, araka izany, ny fanazavana misimisy kokoa mikasika ny fihavian’izao fahamaizana teny an-toerana izao.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • Halatra « taxi »
  • Zoma 19 Jona 2026

teny Vontovorona Olona miisa 3 no voasambotra

  • MAROANTSETRA
  • Alarobia 03 Jona 2026

Tratra ny mpamaky fasana roalahy

  • ENTANA HALATRA TANY TSIROANOMANDIDY
  • Alakamisy 11 Septambra 2025

Tratra tao amina sekoly iray tao Mahamasina

  • Mpangalatra finday amidy eny an-tsena
  • Zoma 28 Febroary 2025

Mampiasa tahon-kifafa petahana siligaoma

  • Fifampitifirana nahery vaika tao Toamasina
  • Alarobia 22 Janoary 2025

Jiolahy 4 maty, basy PA 2 azon’ny polisy

  • FAMONOANA LAHY ANTITRA TAO ANJEVA GARA
  • Zoma 25 Oktobra 2024

Ny sakaizany taloha sy ny mpiambina ny tananany no tompon’antoka

Hijery ny tohiny
FTT