Actualités

Zotra Ambovombe – Tolagnaro Mpandeha fiara maro naratra nokaikerin'ny "bengy"


  • Talata 30 Desambra 2014

Mizaka ny tsy eran'ny aina ireo mpandeha fiara amin'iny lalana mampitohy an'Ambovombe sy ny renivohitra Anosy iny. Mifangaro amin’ny mpandeha ny entana sy ny akoho sy osy aman'ondry.

Loza no nitranga nony teny an-dalana fa nasiaka tampoka ireo bengy na osy. Nisy nanaikitra ka lasibatra ny tongotry ny akamaroan'ireo mpandeha, ary betsaka no naratra. Ny tranga toy izany no ilana ireo mpitandron'ny filaminana mpandrindra ny fifamoivoizana.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT