Actualités

Zone Franche - CMT Spinning Mill Hiverina hisokatra, handray mpiasa 2 500


  • Alatsinainy 14 Martsa 2016

Hiverina hisokatra ny orinasa afaka haba CMT Spinning Mill eny Ambohimangakely, rehefa nikatona tamin’ny 2009 vokatry ny fanonganam-panjakana nitranga teto.

 

 Nivoitra io nandritra ny dian’ny filohan’ny Repoblika Rajaonarimampianina tatsy amin’ny Nosy Maorisy ny faran’ny herinandro teo. Mpiasa hatrany amin’ny 2 500 no horaisiny amin’ity taona ity. Hanitatra ny orinasa ny tompony, ka mikasa hampiditra mpiasa hatrany amin’ny 3 500 hafa indray. Tamin’ny taona 1997 no nanomboka niasa teto Madagasikara ny CMT Spinning Mill raha efa firenena valo izao no misy rantsany.

Jean D.


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT