Actualités

Zokiolon’i SAVA 10 taona ny Fikambanany


  • Talata 18 Oktobra 2016

Ho feno 10 taona amin’ny 2017 ny Fikambanan’ny Zokiolona any SAVA. Maniry izy ireo mba hatao ao Sambava, renivohitry ny Faritra, ny fankalazana nasionaly ny 01 oktobra Andro iraisam-pirenena ho an’ny Zokiolona amin’ny 2017

. Ny tanànan’Andapa no nampiantrano ny hetsika tamin’ity taona ity ho an’ny Faritra SAVA. Lohahevitry ny fankalazana ny hoe : « Ny haja atolotra ny Zokiolona no fanoitra ho an’ny fampandrosoana lovain-jafy ». Diabe namakivaky ny tanànan’ Andapa no nisantarana izany, ny zoma 14 oktobra 2016 ary nisy ihany koa ny nofon-kena mitam-pihavanana.

Jean D.


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT