Actualités

Zazavavy 14 taona diso fanantenana Namono tena nitelina fanafody 25 isa


  • Alakamisy 08 Janoary 2015

Mafy sy mahery ny mitia ka ireo kely salosana mahasahy manapitra ny ainy mihitsy ary misy raha la terre ! Zazavavy vao 14 taona monja mianatra amina sekolim-pinoana tsy miankina iray ao Toliara

monina ao amin’ny fokontany Amborongony, nisarahan’ny sipany no namono tena nitelina fanafody 25 isa (karazany telo), ny talata hariva teo. Ity voatavo efa mifandraka ity nalemilemy sy namoaka faroratra teo amin’ny vavany tao amin’ny efitra fatoriany no nanaitra ny reniny izay saika haka vary fotsy hatokona atao sakafo hariva. Raha ny angom-baovao dia tsy zakany ny fandaozan’ilay olon-tiany azy izay nifindra monina any Fianarantsoa ny fiandohan’ity taona ity.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT