Actualités

Zaza menavava novonoina tamin’ny fomba feno habibiana Notsindriana vato tao ambany tetezana ny razana


  • Alakamisy 23 Oktobra 2014

Hatairana ny an’ity ankizy kely iray handeha handro ka nilalao tao ambany tetezana, raha nahita fatina zaza menavava iray vao enim-bolana notsindriana vato teo amoron-drano, tany amin’ny distrikan’i Vohipeno

faritra Vatovavy Fitovinany, ka nampandre ny teo amin’ny manodidina izy ary ireto farany no niantso ny mpitandro filaminana. Taorian’ny fizahana ny razana dia fantatra fa nosemporina tamin’ny lamba io zaza io nitarika fahafatesany. Hatreto raha ny vaovao voaray  dia tsy fantatra ny reny nahavita namono ny zanany  tahaka izao, ary efa nalevin’ny fokonolona ny razana.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • ActualitĂ©s
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

  • Nanome
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fahazoan-dalana tsy ara-dalĂ na

  • Tetik'asa WASH
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Mpianatra miisa 138 517

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

Hijery ny tohiny
FTT