Actualités

Zaza madinika Mila fahaizana ny fampivelarana azy


  • Talata 26 Aprily 2016

Tena ilaina ny fanofanana ny ray aman-dreny hahafahana mampivelatra bebe kokoa ny zaza

 

. Tafiditra ao anatin’izany ny fifampizarana traikefa, hetsika izay natambatry ny Prima Baby teny Antanimena ny sabotsy teo tao anatin’ilay hetsika Prima Academy. Ankoatra ny renim-pianakaviana dia tonga marobe ihany koa ny raim-pianakaviana sy ireo tovovavy mbola mpitovo izay samy liana tamin’ny hetsika avokoa. Raha araka ny fanazavan-dRamamonjisoa Dina izay tompon’antoka tamin’ny fampiofanana dia hatreo amin’ny faha-enin-taonan’ny zaza no midina no hahafahana mamolavola ny zaza ho olom-banona izay mitaky ny andraikitry ny ray aman-dreny be dia be tokoa. Narahina fizarana loka ho an’ireo zazakely mendrika indrindra tamin’ny fifaninanana Primababy 2016 izany. Amin’ny volana Jona indray ny hetsika manaraka.

Pati


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT