Any Gabon hatry ny herinandro lasa iny i Mahafinaritra sy Nathalie, vehivavy malagasy hiofana ho manamboninahitra any Gabon.
Fiofanana no hatao any ary dia hizatra sy hiaina izay fiainana manamboninahitra izany izy mirahavavy mandritra ny fotoana hijanonany any. Manaraka ihany koa ny fitsipika sy ny fombafomban’ny sekoly.
Jean D.
Sary ZP
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.