Actualités

Zanaka vavin’i Rivo Rakotovao Nanambady ny sabotsy teo


  • Alatsinainy 31 Desambra 2018

Tontosa ny sabotsy 29 desambra teo tetsy amin’ny Ekar Faravohitra ny fitsofan-drano ny fanambadian’ny zanaka vavin’ny filoham-panjakana Rivo Rakotovao, Aina Miranto Rakotovao sy ny vadiny, Mamy Antonio Razafinimpanana.

 Azo lazaina ho tsotsotra sy tsy natao nahoraka ny lanonana saingy niavaka sy mendrika ho an’ny maha zanaka manampahefana ambony kosa, hoy ireo mpitazana. Etsy an-kilan’izay moa dia miandry fatratra ny fanehoan-kevitr’ity filoham-panjakana ity manoloana ny raharaham-pirenena ihany koa ny olom-pirenena sy ireo mpanara-baovao amin’izao ankehitriny izao. Miarahaba ny filoham-panjakana sy ireo zanany nahazo tokantrano vao ny gazety Tia Tanindrazana.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT