Actualités

YLTP Miditra ny andiany faha-12


  • Alakamisy 17 Martsa 2016

Hampianatra fomba fanaovana pôlitika vaovao amin’ireo tanora vao misandratra miisa 25 mianadahy hanaraka fiofanana eo anivon’ny “Youth leadership training program” na ny YLTP, ny Fondation Friedrich Ebert Stiftung.

 

 Omaly no nanolorana ho an’ity andiany faha-12 ity ny faneva, tohanan’ny masoivoho Alemana. Haharitra herintaona eo ho eo ny fiofanana. Anisan’ny hanofanana azy ireo manokana ny resaka fahaiza-mitarika, ny fanaovana politika, ankoatra ny fampandrosoana ny firenena amin’ny ankapobeny. Lehilahy ny ankamaroan’izy ireo, saingy na izany aza misy ihany koa ny vehivavy, izay vonona ny hitondra fampandrosoana ho an’ny firenena avokoa. “Tanora mivoy ny kolontsaina vao” no teny filamatr’izy ireo. Marihina moa fa saika manana ny maripahaizana  master sy ny DEA avokoa ny ankamaroan’izy  25 mianadahy ireto.

Pati


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT