Tsy dia ilaina intsony ny handinihana ny LFR raha toa ka ho tonga ety amin’ny Lapan’i Tsimbazaza ihany ny volavolan-dalŕna mikasika izany,
hoy ireo andiana solombavambahoaka vitsivitsy tafaresaka tamin’ny Tia Tanindrazana teny an-toerana satria na ho laniana eo aza izany dia tsy hisy varany satria amin’ny volana desambra 2015 no fanaovana ny « engagement » ka namany efa tsy ho tafavoaka ihany ny sora-bola tadiavina amin’izany fa aleo tonga dia ny Loi de Finance Initiale no hatao vaindohan-draharaha rehefa tonga ety aminay ety.
Ntsoavina Evariste
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.