Actualités

Vokatry ny hafanana be loatra Mampitombo isa ny olona very saina


  • Zoma 28 Novambra 2014

Samy talanjona ireo rehetra izay nahita ity raim-pianakaviana iray tao amin’ny zanabohitra antsahalava fokotany Atsimondrova kaominina Ambatondrazaka niboridana tsy misy na dia takokenatra aza nivezivezy tamin’ny arabe

. Nitondra koveta misy rano izy ary dia tsy taitra mihitsy nisasa teo imasom-bahoaka. Rehefa natao ny fanadihadiana dia olona very saina ranamana io ka ny hafanana be no tena mampihetsika ny hadalany. Ireo olona nitazatazana azy dia nohenjehiny avy hatrany ka betsaka no menatra sy vaky hehy nahita ny fihetsiny. Tsikaritra fa tao anatin’izao vanim-potoana mampidanika ny hafanana izao no mitombo isa hatrany ny olona adala ao amin’ny renivohitry ny distrikan’Ambatondrazaka.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fandaharam-pirenena
  • Talata 20 Oktobra 2026

momba ny fanatanjahantena

  • Jhona Iberanandrasana
  • Talata 20 Oktobra 2026

- MRM

  • XXL LAST
  • Talata 20 Oktobra 2026

RACE BY CARREFOUR

  • Actualités
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT