Actualités

Vohidiala Vao teraka ilay zaza dia nilanja 6kg


  • Alakamisy 05 Jona 2014


 Zaza fahadimy naterak’i Tsito, renim-pianakaviana avy any Vohidiala ity nilanja 6 kilao ity, ny alin’ny zoma hifoha ny sabotsy lasa teo. Tsy nampoiziny mihitsy izany satria ireo zokiny fony vao teraka dia manodidina ny 3kg avokoa. Somary nanahirana ny fiterahana ka voatery tsy maintsy nodidiana izy namoaka io zaza io. Salama tsara aloha izy mianaka hatreto. Samy nitolagaga avokoa ireo izay nahita ny halebiazan’ilay zaza. Tranga mbola tsy niseho tao amin’ny hopitalin’Ambatondrazaka ny tahak’izao, hoy ny mpampivelona iray.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Sarivongan’ny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Filoha Tsiranana

  • FIATREHANA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

NY EL NINO

  • Trafika sokatra
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Vehivavy mpandraharahan'ny

  • KAOMININA
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

  • Tahina Bonheur
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Nohelohina 4 taona sazy mihatra,

  • KAOMININA AMPITATAFIKA
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

18% monja ireo mponina

Hijery ny tohiny
FTT