Actualités

Voamboana tratra tao mahajanga Olona telo no hiatrika fitsarana


  • Talata 27 Janoary 2015

Herinandro vitsivitsy taty aoriana nahatrarana ireo hazo sarobidy plainsandra teny amin'ny sisin-dranomasina teny Mahajanga be dia fantatra izao fa tsy maintsy haroso eny amin'ny fitsarana ny valin'ny fanadihadiana rehetra

 

. Efa nanatona avokoa hoy ny sampandraharaha misahana ny fanadihadiana eo anivon'ny biraom-paritry ny ala sy ny tontolo iainana ary ny ekolojia ireo olona voakasika tamin'ity raharaha ity. miisa telo izy ireo amin'izany ka ny tompon'ny botry izany sy ireo nahoda roa lahy. Tsy mbola fantatra na dia efa nanonona anarana azy ireo olona tratra ireo dia tsy mbola fantatra ny tena tompon'ireo hazo ireo. Moa rahateo tsy mety nipoitra hatramin'izao. Atolotra ny fitsarana noho izany izy ireo aminity volana ity ihany. Aorian'izay vao andrasana ny taratasy avy eny amin'ny fitsarana hafahana manao lavanty ireo hazo ireo. Izany dia tsy haharitra ela ka amin'izay fotoana izay dia afaka mividy avokoa ny olona rehetra.

                                                                                                                             

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT