Actualités

Village de la Francophonie Ho vita amin’ny 10 novambra ny asa


  • Zoma 04 Novambra 2016

Miasa andro aman’alina tato anatin’ny roa volana latsaka kely izao ny eny amin’ny tanànan’ny Frankôfônia Andohatapenaka ary nambara omaly fa ho voahaja ny datin’ny 10 novambra hahavitan’ny asa rehetra.

 Toerana hanatanterahana fampirantiana sy hetsika ara-kolotsaina maro samihafa ity village de la francophonie ity, niteraka resabe noho ny fiatoan’ny asa sy ny olana ara-bola izy ity saingy nihazakazahana ihany .Nitsidika ity foto-drafitra ity teny Andohatapenaka omaly ny sekretera jeneralin’ny OIF Michaelle Jean sy ny delegasionina notarihany niaraka tamin’ny filohampirenena Hery Rajaonarimampianina sy ny minisitra misahana ny tetikasan’ny filohampirenena Narson Rafidimanana.Tena mahavelombolo ny fandrosoan’ny asa hoy Rtoa Michaelle Jean ary mahafinaritra ny mieritreritra sahady fa hisy toerana midadasika tahaka ity eny Andohatapenaka ity hampisongadinana ny hetsika maro lafy hiseho mandritra ny fihaonana an-tampony faha-16 n’ny Frankôfônia eto Madagasikara.

RTT


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

Hijery ny tohiny
FTT