Actualités

“Veliranon’ny mpanohitra” Tonga ao Toamasina miandry sonia


  • Alakamisy 06 Novambra 2014

Anio amin’ny roa ora tolakandro ao amin’ny trano fandraisam-bahiny “Melville” Mangarivotra, no hanao sonia ireo vahoaka sy mpanao politika vonona hitondra fanovana amin’ny fanaovana politika sy fomba fanoherana ary hitondra fanovana eto amin’ny firenena, ilay “Veliranon’ny mpanohitra” nanaovana dinikasa lalina teto Antananarivo ny 21 jona 2014.

Tonga ao Toamasina ry Rtoa Lalatiana Ravololomanana sy Atoa Ralaiseheno Guy Maxime hanazava ny antony nandraisana ny fanapahan-kevitra nanaovana izao “Veliranon’ny mpanohitra” izao. Mandritra io fotoana io koa no hanazavan’izy ireo ny fandehan’ny raharaham-pirenena ankapobeny, ary ny fomba fiarahan’izy ireo eo anivon’ny fanoherana fehezin’ity velirano hifanaovana sonia ity.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • ActualitĂ©s
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

  • Nanome
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fahazoan-dalana tsy ara-dalĂ na

  • Tetik'asa WASH
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Mpianatra miisa 138 517

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

Hijery ny tohiny
FTT