Actualités

Vedety haka an-tsokosoko “corail noir” Narendriky ny ranomasina, olona iray maty, roa avotra


  • Alakamisy 06 Novambra 2014

Raha saika handeha mangingina haka tangoaraky (corail noir) izy telolahy no rendrika an-dranomasina tao Andemby tsy lavitra ny Kaominina Analapatsy any amin ny distrikan’i Tolagnaro ny vedety nitondra azy ireo, ny marainan’ny talata teo

Tonga tampoka ny tsioka atsimo, nivadika ary natontatontan'ny onjan-dranomasina ilay vedety. Maty ny iray tamin'izy telo lahy, ny roa kosa avotra soa aman-tsara. Saika ho any Faux-Cap any amin’ny Distrikan'i Tsihombe izy ireo no izao niharan-doza izao. Tamin'ny fanadihadiana no nahalalana fa misy olom-panjakana ambony ao ambadik'ity fitrandrahana tangoaraky ity.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • ActualitĂ©s
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

  • Nanome
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fahazoan-dalana tsy ara-dalĂ na

  • Tetik'asa WASH
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Mpianatra miisa 138 517

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

Hijery ny tohiny
FTT