Actualités

Vavatenina Lehilahy iray 38 taona lasan’ny rano


  • Talata 24 Janoary 2023

Lehilahy iray 38 taona no fantatra fa lasan’ny rano tany amin’ny distrikan’i Vavatenina ny sabotsy teo.

Niampita tetezana izy io raha araka ny fantatra no nisosa tampoka ka tsy niverina intsony rehefa natelin’ny ranobe nateraky ny fijojoan’ny ranon’orana tsy niato. Ny sabotsy teo tokony ho tamin’ny 09 ora maraina no nitrangan’izany tao amin’ny kaominina ambanivohitra Ambohibe. Hatramin’ny fotoana nanoratanay omaly moa dia mbola tsy nahazoam-baovao ny mikasika ity lehilahy ity na dia efa tsy mitsahatra ny mikaroka azy aza ny fianakaviany sy ny fokonolona. Tsiahivina fa anisan’ny faritra tena nitondra faisana vokatry ny fandalovan’ny rivo-doza Cheneso ny Faritra Analanjirofo ka anisan’izany ity distrika iray ity.
Pati
Legende : Miakatra izaitsizy ny rano manerana ny tanàna
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT