Actualités

Valanjavaboarin’Andringitra Vazaha no tena mpitsidika azy


  • Alarobia 10 Mey 2017

Valanjavaboary anisan’ny be harena voajanahary indrindra eto amintsika i Andringitra, raha ny fanazavana azo avy eo anivon’ny Madagascar National Park.

 Sarobidy izy ity, hoy ny tomponandraikitra, kanefa dia ireo teratany vahiny indray no tena maro amin’ireo mpitsidika azy. Io, rah any voalaza, no antony nitondrana ireo lehibena sampandraharaha hitsidika ity vala izay miala 18 km ny renivohitr’i Menabe ity. Anisan’ny mampiavaka azy ny onin’i Riambavy sy Riandahy izay mamatsy rano ireo toerana manodidina.

Mirija   

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

  • Afera boeing
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

mety hafindra ady heloka bevava

  • Afera sy halatra tany,
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

fanararaotam-pahefana,…

  • COMESA Media Award
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

Lasan’ny mpanao gazety

  • Nanaitra
  • Talata 27 Oktobra 2026

ny Jirama ny PRRM

Hijery ny tohiny
FTT