Actualités

Vaky trano sy fandrobana Voasambotra i Roland, lehiben-jiolahy ikoizana


  • Alatsinainy 03 Novambra 2014

Manoloana ny fiparitahan’ny basy vita gasy, ny rongony, vola sandoka … mampirongatra ny fanafihana mitam-piadiana ao Toliara

dia nametraka paikady ny mpitandro filaminana ary nohamafisina ny fiaraha-miasa amin’ny fokontany hamongorana ireo mpanao ratsy. Ny alahady teo, lehiben-jiolahy iray ikoizana amin’ny vaky trano sy fandrobana eny amin’ny oniversite Toliara antsoina hoe : Roland, 23 taona, no voasambotry ny polisy. Raha ny fanazavan’ny kaomisera Edson III, dia mpianatra iray ao Maninday no lasibatra very «ordinateur portable» ny talata lasa teo, nefa ny trano tsy vaky. Nanamora ny fikarohana sy fisamborana an’ i Roland ny nahafantaran’ny niharam-boina ny endriny.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Actualités
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

  • Nanome
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fahazoan-dalana tsy ara-dalàna

  • Tetik'asa WASH
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Mpianatra miisa 138 517

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

Hijery ny tohiny
FTT