Actualités

Vahaolan’ny delestazy ao Mahajanga Efa tonga ny fitaovana avy any Inde


  • Alarobia 04 Febroary 2015

Kendrena amin’ity farany herinandro ity no hivaha ny olan’ny delestazy ao Mahajanga. Raha ny fantatra dia efa tonga ao an-toerana ireo fitaovana nafarana avy any Inde izay isany ireo fitaovana simba ka nitarika ny fahatapahan’ny jiro tao anatin’ny iray volana mahery.

 

 Milina efatra lehibe an’ny orinasa Eneleque no sisa mampiodina sy manome herinaratra ao Mahajanga ka roa amin’ireo milina ireo no simba ary tsy misy azo atao intsony raha tsy misolo ny kojakoja ao anatiny hoy ny teknisiaina ny orinasa Jirama. Mandritran’ny efatra andro no hametahana ireo fitaovana ireo miaraka amin’ny milina roa hafa izay an’isany nafarany koa any ivelany. Ny faritra Boeny ihany izany no azo antenaina fa tsy hisy delestazy intsony eto Madagasikara ka mbola ao anatin’ny kibony omby kosa ny an’ireo Faritra hafa manenara Nosy.

 

 Tolin

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

  • Nanao ampamoaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

sy nampiaka-peo PRRM

  • Voahoso-potaka
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

i Tahina Razafinjoelina

  • Randriantsoa Jimmy
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Lasa tsy anatin’ny soa

  • VOVONANA TANTANA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Tokony hijery tsara ireo

  • Fetison
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Rakoto Andrianirina

Hijery ny tohiny
FTT