Actualités

UNESCO eto Madagasikara Ahiana ho nisy fanodinkodinam-bola ?


  • Alakamisy 13 Febroary 2020

Mamofompofona fanodinkodinam-bola ao amin' ny COMNAT na komisionim-pirenena eo anivon’ny sampandraharahan’ny firenena

 

 

 

mikambana misahana ny fanabeazana sy ny siansa ary ny kolontsaina na UNESCO eto Madagasikara, raha ny loharanom-baovao iray. Araka ny voalazan’io vaovao io hatrany dia nisy  ny vola tsy mazava  nirotsaka ao anatin’ny kaontin’ity  UNESCO  COMNAT ity. Ankoatr’izay dia vola mitentina 15.000 dolara ihany koa no voalaza fa tsy  fantatra ny fomba ampiasana azy hatreto. Heverina ho anisan’ireo tsy afa-miala amin’ny fanadihadiana mikasika ity raharaha ity ny sekretera jeneralin’ny sampana voalaza, raha ny loharanom-baovao hatrany, ary heno ihany koa fa mialokaloka ao anatin’ny maha mpikambana eo anivon’ny antokon’ny fitondrana azy ity farany noho io raharaha io. Ho hita eo moa ny vokatry ny fanadihadiana ataon’ny tompon’andraikitra mahefa.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Actualités
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

  • Nanome
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fahazoan-dalana tsy ara-dalàna

  • Tetik'asa WASH
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Mpianatra miisa 138 517

  • Eliana Bezaza
  • Zoma 16 Oktobra 2026

"Tsy ny PRRM velively

Hijery ny tohiny
FTT